plt_tq/psa/56/03.md

8 lines
253 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Mivoady ny hanao inona Davida rehefa matahotra?
Rehefa matahotra Davida, dia hametraka ny tokiny amin'Andriamanitra.
# Inona no vokatry ny fitokian'i Davida amin'Andriamanitra?
Mametraka ny tokiny amin'Andriamanitra i Davida mba tsy hatahotra izy.