plt_tq/psa/49/16.md

8 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Rahoviana ny mpanoratra no miteny fa tsy hatahotra?
Tsy tokony hatahotra ny olona raha misy olona lasa mpanan-karena, raha mitombo ny voninahitry ny ankohonany.
# Nahoana ny mpanoratra no miteny fa tsy tokony hatahotra?
Miteny izy fa tsy tokony hatahotra satria rehefa maty ilay mpanan-karena, dia tsy hitondra na inona na inona akory, ary tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny.