plt_tq/psa/49/06.md

8 lines
258 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy afaka ataon'ny olona izay mitoky amin'ny hareny?
tsy misy amin'izy ireo afaka hahavonjy ny rahalahiny na hanome tambiny an'Andriamanitra ho azy.
# Ahoana no amaritan'ny mpanoratra ny avotr'aina?
Lafo ny avotr'aina ary tena taka-bidy tokoa.