plt_tq/psa/47/08.md

16 lines
447 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza Andriamanitra no manjaka?
Andriamanitra manjaka manerana ireo firenena maro.
# Aiza Andriamanitra no mipetraka?
Andriamanitra mipetraka ambonin'ny seza fiandrianany.
# Ho an'iza no niangonan'ireo andrian'ireo olona?
Niara-niangona ho an'ny vahoakan'Andriamanitr'i Abrahama.
# Nahoana no niangona ho an'ny vahoakan'i Abrahama ireo andriana?
Niangona ho an'ny vahoakan'i Abrahama izy ireo satria Andriamanitra no asandratra indrindra.