plt_tq/psa/44/18.md

16 lines
599 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy nataon'ny fon'ny Israelita sy ireo diany?
Tsy niverin-dalana ny fonay ary tsy niala tamin'ny lalan'Andriamanitra ny diany.
# Inona kosa anefa no nataon'Andriamanitra?
Andriamanitra nefa mbola namotika mafy azy ireo teo amin'ny toeran'ny amboadia ary nandrakotra azy ireo tamin'ny aloky ny fahafatesana.
# Inona no hotadiavin'Andriamanitra tokoa?
Andriamanitra hikaroka raha nanadino ny anaran'Andriamaniny izy ireo na namelatra ny tanany amin'andriamani-kafa.
# Inona no hiheverana ny Israely noho ny amin'Andriamanitra?
Heverina ho toy ny ondry ho amin'ny famonoana izy ireo.