plt_tq/psa/44/15.md

8 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no eo anoloany mandrakariva ny fahafam-barakan'ny mpanoratra?
Manoloana azy ny fahafam-baraka, ary mandrakotra azy ny henatry ny tavany noho ny feony izay miteny mafy sy maniratsira, noho ny fahavalo sy mpamalifaty.
# Inona no tsy nataon'ny Israelita?
Tsy nanadino an'Andriamanitra izy ireo na tsy nankatò ny fanekem-pihavanan'Andriamanitra.