plt_tq/psa/44/05.md

8 lines
288 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ho ataon'ny Israelita amin'ny alalan'Andriamanitra?
Hanindry ireo mpifanandrina aminy izy ireo ary amin'ny anaran'Andriamanitra no hanosihosena azy ireo.
# Amin'inona no tsy hitokian'ny mpanoratra?
Tsy hitoky amin'ny tsipìkany izy, na hitoky amin'ny sabatra hanavotra azy.