plt_tq/psa/39/08.md

12 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Fandresena inona no angatahan'i Davida amin'i Yaveh homena azy?
Davida mangataka an'i Yaveh mba hanome azy fandresena manerana ireo fahotany rehetra.
# Amin'inona i Davida no tsy tia mba ho ventin-dresaka?
Tsy tian'i Davida ny ho ventin'ny fanamavoan'ireo adala.
# Ahoana no avalin'i Davida amin'izay nataon'ny Tompo?
Mangina i Davida ary tsy misoka-bava.