plt_tq/psa/34/21.md

12 lines
288 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hitranga amin'ny ratsy fanahy?
Hamono ny ratsy fanahy ny ratsy.
# Inona no hitranga amin'ireo izay mankahala ny marina?
Homelohina izy ireo.
# Inona no ataon'i Yaveh ho an'ny mpanompony mialoka eo aminy?
Izy manavotra ny fanahin'izy ireo ka dia tsy ho voaheloka izy ireo.