plt_tq/psa/31/03.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Davida no mangataka an'i Yaveh hitarika sy hitondra azy?
Davida mangataka an'i Yaveh hitarika sy hitondra azy noho ny amin'ny anaran'i Yaveh.
# Nahoana Davida no mino fa Yaveh hanongotra azy amin'ny haraton'ireo fahavalony izay nafenina ho azy?
Yaveh hanongotra azy amin'ny harato satria Yaveh no fialofany.