plt_tq/psa/30/06.md

12 lines
307 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Davida tamim-pahatokiana?
Hoy Davida: "Tsy mba hangozohozo mihitsy aho."
# Inona no nitranga tamin'i Davida raha nanafina ny tavany Yaveh?
Rehefa nanafina ny tavany Yaveh, dia ory Davida.
# Inona no notadiavin'i Davida avy amin'ny Tompo?
Davida nitady sitraka avy tamin'ny Tompo.