plt_tq/psa/30/04.md

12 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nasaina ataon'ny mahatoky ho fahatsiarovana ny fahamasinan'i Yaveh?
Nasaina nihira fiderana ho an'i Yaveh ireo mahatoky ary hisaotra Azy.
# Mandra-pahoviana no haharetan'ny hatezerana sy fankasitrahan'i Yaveh?
Vetivety monja ny fahatezeran'i Yaveh, fa ny fankasitrahany kosa dia mandritra ny androm-piainana.
# Inona no mitranga aorian'ny fahatongavan'ny fitomaniana amin'ny alina?
Tonga amin'ny maraina ny fifaliana.