plt_tq/psa/27/13.md

8 lines
268 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ninoan'i Davida fa hamonjy azy?
Nino izy fa hahita ny fahatsaran'i Yaveh any amin'ny tanin'ny velona.
# Inona no ampaherezan'i Davida hataon'ny vahoaka?
Davida mampahery ny vahoaka mba hiandry an'i Yaveh, hatanjaka, ary hamela ny fon'izy ireo ho mahery.