plt_tq/psa/145/14.md

12 lines
455 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no tohanan'i Yaveh sy atsangany?
Manohana an'izay rehetra lavo Yaveh ary manangana an'izay rehetra mitanondrika.
# Mason'iza no miandry an'i Yaveh ary omena sakafo amin'ny fotoana mahamety?
y mason'ny rehetra no miandry an'i Yaveh ary omena sakafo amin'ny fotoana mahamety azy.
# Ahoana no fomba anomezan'i Yaveh fahafahampo ny fanirian'ny zava-manan'aina rehetra?
Yaveh mamelatra ny tanany ary mahafapo ny fanirian'ny zava-manan'aina rehetra.