plt_tq/psa/141/05.md

20 lines
898 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho tahaka ny inona raha misy olo-marina iray mamely ani Davida?
Raha misy olo-marina mamely azy, dia ho toy ny fahalemem-panahy izany.
# Ho tahaka ny inona raha misy olo-marina iray manitsy an'i Davida?
Ho toy ny diloilo nahosotra amin'ny lohany izany.
# Hanohitra an'iza no ivavahan'i Davida hatrany?
Mivavaka hatrany izy amin'ireo asan'ny olona ratsy fanahy.
# Inona no hitran ga amin'ireo mpitarika ny olona ratsy fanahy?
Hatsipy avy eny an-tampon'ny hantsana ireo mpitarika azy ireo ary ho ren'izy ireo fa mahafinaritra ny tenin'i Davida.
# Iza no tokony hiteny hoe:"Tahaka ny olona mamadika bainga sy mamotika bainga amin'ny saha, no efa nanapatapahana ny taolanay tany am-bavan'ny Fiainan-tsy hita."
Ny olona ratsy fanahy no tokony hietny hoe: ""Tahaka ny olona mamadika bainga sy mamotika bainga amin'ny saha, no efa nanapatapahana ny taolanay tany am-bavan'ny Fiainan-tsy hita."