plt_tq/psa/140/12.md

12 lines
319 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hataon'i Yaveh ho an'ireo ory sy mahantra?
Yaveh hitsara ny ory amin'ny indrafo sy hanome rariny ho an'ny mahantra.
# Inona no hataon'ny olo-marina tokoa?
Azo antoka fa ny olo-marina dia hisaotra ny anaran'i Yaveh.
# Inona no hitranga amin'ny olo-mahitsy?
Hiaina eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh izy ireo.