plt_tq/psa/136/01.md

4 lines
156 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny vahoaka no tokony hisaotra an'i Yaveh?
Tokony hanome fiasaorana an'i Yaveh izy ireo fa tsara Izy, ary maharitra mandrakizay ny famindrampony.