forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
313 B
Markdown
8 lines
313 B
Markdown
|
# Inona no mitranga raha tsy manorina ny trano sy tsy miambina ny tanàna Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Raha tsy Yaveh no manorina ny trano, dia miasa foana izay manorina izany. Raha tsy Yaveh no miandry ny tanàna, dia miambina foana ny mpiambina.
|
||
|
|
||
|
# Inona no omen'i Yaveh ho an'ny malalany?
|
||
|
|
||
|
Yaveh manome torimaso ho an'ny malalany.
|