plt_tq/psa/126/04.md

12 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no fangatahan'ny mpanoratra amin'i Yaveh?
Ny hampodian'i Yaveh ny haren'izy ireo.
# Inona no hitranga amin'ireo izay mamafy amin-dranomaso?
Hijinja amin'ny hikam-pifaliana izy ireo.
# Inona no hitranga amin'ny olona izay mivoaka mitomany ary mitondra voa hafafy?
Hiverina indray amin'ny hiakam-pifaliana, mitondra ny amboarany miaraka aminy.