plt_tq/psa/124/06.md

8 lines
265 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ny vahoaka taorian'ny tsy namelan'i Yaveh azy ireo horotidrotehan'ny nifin'ireo fahavalony?
Nisaotra an'i Yaveh izy ireo.
# Tahaka ny inona ny fandosiran'ny Israelita?
Tahaka ny vorona miala amin'ny fandrik'ireo mpihaza ny nandosiran'izy ireo.