plt_tq/psa/123/01.md

8 lines
270 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'iza no hanopazan'ny mpanoratra ny masony?
Manandratra ny masony any amin'ilay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana any an-danitra ny mpanoratra.
# Mandra-pahoviana ny mason'ny vahoaka no hibanjina an'i Yaveh Andriamaniny?
Ambara-pamindrany fo amin'izy ireo.