plt_tq/psa/116/12.md

8 lines
252 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza no lazain'ny mpanoratra fa hanatanterahany ny voadiny amin'i Yaveh?
Hanatanteraka ireo voadiny eo amin'ny fanatrehan'ny vahoakany rehetra izy.
# Inona no sarobidy eo imason'i Yaveh?
Sarobidy teo imason'i Yaveh ny fahafatesan'ireo olo-masiny.