plt_tq/psa/109/11.md

8 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no angatahan'i Davida mba hitranga amin'ireo fananan'ny fahavalony?
Davida mangataka mba horobain'ny olon-kafa izay voaangon'ny fahavalony.
# Nahoana Davida no mangataka an'i Yaveh mba hitondra azy amim-pahalemem-panahy?
Davida mangataka an'i Yaveh Tompony hampiseho hatsaram-panahy aminy ho noho ny amin'ny anaran'i Yaveh.