plt_tq/psa/107/41.md

8 lines
299 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hataon'ny faharatsiana rehetra rehefa mahita ny fiarovan'i Yaveh sy hifaly ny marina?
Hanakombona ny vavany ny faharatsiana rehetra.
# Iza no antsoin'ny mpanoratra
Miantso an'izay rehetra mba handray an-tsoratra an'ireo zavatra ireo ary hisaintsaina an'ireo asam-pamindrampon'i Yaveh.