plt_tq/psa/107/08.md

4 lines
164 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Noho ny inona no hideran'ny olona an'i Yaveh?
Tokony hidera an'i Yaveh noho ny famindrampony sy ny amin'ireo zava-mahagaga nataony ho an'ny olombelona izy ireo.