plt_tq/psa/107/01.md

8 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Hafiriana no haharetan'ny famindrampon'i Yaveh?
Maharitra mandrakizay ny famindrampon'i Yaveh.
# Avy aiza nanangonan'i Yaveh an'ireo navotany?
Nangoniny avy amin'ny tany hafa izy ireo, dia izay avy any atsinanana sy avy any andrefana, avy any avaratra sy avy any atsimo.