plt_tq/psa/105/09.md

8 lines
286 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Fanekena inona no lazain'ny mpanoratra fa tsaroan'Andriamanitra?
Ilay fanekena izay nataony tamin'i Abarahama sy ny voady nataony tamin'i Isaka.
# Inona no fanekena mandrakizay natain'i Yaveh tamin'Israely?
Fanekena mba hanomezana azy ireo ny tany Kanana ho anjara lovan'izy ireo.