plt_tq/psa/09/05.md

8 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ny mpitsara marina tamin'ireo firenena sy ny ratsy fanahy?
Nampihorohoroiny tamin'ny fitomanin'ny adiny ireo firenena, noravany ny ratsy fanahy, ary nofafany mandrakizay ny fahatsiarovana azy ireo.
# Inona no nitranga tamin'ny fahavalo raha nandrodana ny tanànan'izy ireo ny mpitsara marina?
Nirodana toy ny faharavana ireo fahavalo ary nanjavona ny fahatsiarovana azy ireo rehetra.