plt_tq/psa/07/10.md

12 lines
303 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy aiza no ipoiran'ny ampingan'i Davida?
Avy amin'Andriamanitra ny ampingan'i Davida.
# Iza no avotan'Andriamanitra?
Andriamanitra manavotra ny mahitsy fo.
# Ahoana no fomba hamaritan'i Davida an'Andriamanitra?
Davida mamaritra an'Andriamanitra ho mpitsara marina izay mahitsy am-po isan'andro.