plt_tq/psa/06/06.md

8 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ataon'i Davida amin'ny fandriany satria ketraka sy misento izy?
Ny alina tontolo izy dia manakotsa ny fandriany amin'ny ranomasony.
# Inona no mitranga amin'ny mason'i Davida noho ny alahelony sy noho ireo mpandrafy azy rehetra?
Miha-pahina sy reraka ny masony.