plt_tq/pro/30/15.md

4 lines
201 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ireo zavatra efatra izay tsy mba miteny mihitsy hoe "ampy izay"?
Ny zavatra efatra izay tsy mba milaza hoe "ampy izay" dia ny Fiainan-tsy hita, ny kibo momba, ny tany vonton-dano, ary ny afo.