plt_tq/pro/08/19.md

8 lines
212 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tsara noho ny inona ny vokatry ny Fahendrena?
Tsara noho ny volamena sy volafosty ny vokatry ny Fahendrena.
# Inona no homen'ny Fahendrena ho an'izay tia azy?
Lova no homen'ny Fahendrena ho an'izay tia azy.