plt_tq/pro/04/13.md

8 lines
251 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny inona no tsy maintsy hifikiran'ny zanaka, fa fiainany izany?
Tsy maintsy mifikitra amin'ny famaizana ny zanaka, fa fiainany izany.
# Inona no lalana tsy maintsy hialan'ny zanaka?
Tsy maintsy miala amin'ny lalan'ny ratsy fanahy ny zanaka.