plt_tq/pro/02/03.md

8 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no tokony hitadiavan'ny zanaka fahazavan-tsaina?
Toy ny fitady volafotsy no tokony hitadiavan'ny zanaka fahazavan-tsaina, ary tokony hitady izay tahaka ny harena miafina izy.
# Raha mikatsaka sy mitady fahazavan-tsaina ny zanaka, inona no ho hitany?
Dia hahita ny fahalalana an'Andriamanitra izy.