plt_tq/pro/01/31.md

8 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho feno inona ireo izay tsy manan-pahendrena?
Ho feno ny vokatry ny teti-dratsiny ireo izay tsy manan-pahendrena.
# Ho toy ny ahoana ny fiainan'ireo izay mihaino ny Fahendrena?
Hiaina am-pilaminana reo izay mihaino ny Fahendrena