forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
404 B
Markdown
8 lines
404 B
Markdown
|
# Inona no nasain'i Paoly ataon'ireo Filipiana momban'ny ohatra nasehony?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia nilaza an'ireo Filipiana mba hanatona sy haka tahaka azy amin'ny fandehany?
|
||
|
|
||
|
# Inona no hiafaran'ireo izay ny andriamaniny no kibon'izy ireo sy izay mieritreritra momban'ireo zavatrin'ny tany?
|
||
|
|
||
|
Ireo izay ny andriamaniny no kibon'izy ireo sy izay mieritreritra momba ny zavatry ny tany dia hiafara amin'ny fandringanana
|