plt_tq/php/01/18.md

4 lines
182 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fihetsika nasetrin'i Paoly tamin'ny fitoriana marina sy amin'ny fihatsaram-belatsihy an'i Kristy?
Nifaly Paoly fa na tamin'ny fomba inona na inona, dia notoriana Kristy.