plt_tq/num/34/13.md

8 lines
402 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza ny vahoaka izay hahazo ny tany Kanana ho fananan'izy ireo?
Ny sivy sy ny antsasaky ny fokon'Israely no hahazo ny tany Kanana ho fananan'izy ireo.
# Inona no ho azon'ireo taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasa-pokon'i Manase ho anjara tanin'izy ireo?
Hahazo ny anjara tanin'izy ireo any an-dafin'ny Jordana miatsinanana an'i Jeriko ireo taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasa-pokon'i Manase.