forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
325 B
Markdown
4 lines
325 B
Markdown
|
# Inona no nitranga raha tsy niampita ary niady niaraka tamin'ireo lehilahin'Israely mba haka ny tany izay nomen'i Yaveh azy ireo ny taranak'i Robena sy Gada?
|
||
|
|
||
|
Raha tsy niampita ary niady niaraka tamin'ireo lehilahin'Israely izy ireo, dia tsy nahazo ny tany tao Gileada, fa haka ny fananan'izy ireo tany amin'ny tany Kanana.
|