forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
254 B
Markdown
4 lines
254 B
Markdown
|
# Teo amin'ny vondrona iza avy no nasian'i Mosesy hizaran'i Eleazara mpisorona ny babo avy amin'ny ady?
|
||
|
|
||
|
Nasian'i Mosesy hizara ny babo avy amin'ny ady teo amin'ireo miaramila izay nandeha ho an'ny an'ady sy ireo ambin'ny fiangonana rehetra i Eleazara.
|