forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
227 B
Markdown
4 lines
227 B
Markdown
|
# Inona no nalain'ny tafik'Israely ho babo avy amin'ny Midiana?
|
||
|
|
||
|
Naka ny vehivavin'i Midiana, ny zanak'izy ireo, ny biby fiompin'izy rehetra, ireo ondry aman'osin'izy ireo, ary ny fananan'izy rehetra ho babo ny tafik'Israely.
|