plt_tq/num/29/37.md

4 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ihany koa no tsy maintsy natolotr'izy ireo ho fanampin'ny ombilahy, ondrilahy, ny zanak'ondry herintaona tsy misy kilema? [29:35]
Ho fanampin'ny ombilahy, ondrilahy, ny zanak'ondry herintaona tsy misy kilema, dia tsy maintsy nanolotra fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota izy ireo.