forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
714 B
Markdown
12 lines
714 B
Markdown
|
# Amin'ny inona no tonga ny Pask'i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Tonga mandritra ny voalohan'ny volana, amin'ny fahefatra ambin'ny folon'ny volana ny Pask'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Amin'ny andro inona no hitanana ny firavoravoana ary karazana mofo inona no nohanina nandritra ny fito andro?
|
||
|
|
||
|
Tsy maintsy hotanana amin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana voalohany ny firavoravoana, ary nihinana mofo tsy misy masirasira nandritra ny fito andro izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nataon'izy ireo mba hanomezam-boninahitra an'i Yaveh tamin'ny andro voalohan'ny Paska, ary inona no tsy nataon'izy ireo tamin'izany andro izany?
|
||
|
|
||
|
Nanao fivoriana masina mba hanomezam-boninahitra an'i Yaveh izy ireo; tsy nanao ny asa mahazatra izy ireo tamin'izany andro izany.
|