plt_tq/num/26/57.md

16 lines
483 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy amin'ny fokon'iza i Gersona, Kehata, ary Merary?
Avy amin'ny fokon'ny Levita i Gersona, Kehata, ary Merary.
# Taranaky ny fokon'iza ireo Libnita, Hebronita, Mahalita, Mosita, ary Koralta?
Ny Libnita, Hebronita, Mahalita, Mosita, ary Koralta dia taranaka avy amin'i Levy.
# Iza no razamben'i Amrama?
Kehata no razamben'i Amrama.
# Iza no zanak'i Amrama sy Jokebeda, taranak'i Levy izay teraka tany Egypta?
Arona, Mosesy, ary Miriama, anabavin'izy ireo no zanak'izy ireo.