plt_tq/num/26/33.md

8 lines
275 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Firy ny zanaka vavin'i Zelofada zanak'i Hefera fa tsy nanan-janaka lahy izy?
Tsy nitera-dahy i Zelofada zanak'i Hefera fa nanan-janaka vavy dimy izy.
# Firy ireo lehilahy avy amin'ny taranak'i Manase?
Ny lehilahy izay avy amin'ny taranak'i Manase dia niisa 52.700 lahy.