plt_tq/num/22/38.md

8 lines
400 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ihany no nolazain'i Balama an'i Balaka fa afaka lazainy?
Nilaza tamin'i Balaka i Balama fa ireo teny izay apetrak'Andriamanitra eo am-bavany ihany no afaka lazainy.
# Inona no nataon'i Balaka rehefa tonga tao Kiriata-hozota izy sy Balama?
Rehefa tonga tao Kiriata-hozota izy ireo dia nanao sorona omby sy ondry i Balaka ka nanome hena ho an'i Balama sy ireo mpitarika izay niaraka taminy.