plt_tq/num/22/26.md

4 lines
327 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ilay boriky rehefa nahita ny anjelin'i Yaveh niaraka tamin'ny sabatra teo amin'ny faritra tery hafa tamin'ny lalana izay tsy misy lalana iviliana ny andaniny sy ny ankilany izy, ary inona no nataon'i Balama?
Nidaboka tamin'ny tany tao ambanin'i Balama ilay boriky; ka nokapohiny tamin'ny tehiny ilay boriky.