forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
756 B
Markdown
12 lines
756 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Balama tamin'ireo lehilahin'i Balaka ho valin'ny fangatahan'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nilaza tamin'izy ireo Balama fa tsy afaka hihoatra ny tenin'i Yaveh, Andriamaniny, ka andatsaka na ampitombo izay lazainy aminy izy.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no nilaza tamin'ireo lehilahin'i Balaka i Balama fa tokony hiandry izy ireo ny alina?
|
||
|
|
||
|
Nilaza tamin'ireo lehilahin'i Balaka i Balama fa tokony hiandry izy ireo ny alina mba ahafantarany zavatra bebe kokoa izay lazain'i Yaveh aminy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'Andriamanitra mba hataon'i Balama rehefa tonga tamin'i Balama ny alina Izy?
|
||
|
|
||
|
Rehefa tonga tamin'i Balama ny alina Andriamanitra, dia nanao tamin'i Balama mba hitsangana ka hiaraka amin'ireo lehilahin'i Balaka fa hanao izay lazain'Andriamanitra mba ataony ihany Izy.
|