forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
672 B
Markdown
12 lines
672 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'Andriamanitra mba hataon'i Balama momba ny handehanana miaraka amin'ireo mpitondra hafatra ary momba ny fanozonona ny vahoakan'Israely?
|
||
|
|
||
|
Nilaza tamin'i Balama Andriamanitra fa tsy handeha miaraka amin'ireo lehilahy ireo izy ary tsy hanozona ny vahoakan'ny Israely izy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'i Balama tamin'ireo mpitarik'i Balaka ny maraina?
|
||
|
|
||
|
Niteny tamin'ireo mpitarik'i Balaka ny mba hiverenan'izy ireo any amin'ny taniny satria nandà ny hamela azy hiaraka amin'izy ireo Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'ireo mpitarika tamin'i Balaka rehefa niverina tany aminy izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Niteny tamin'i Balaka ireo mpitarika fa nandà tsy hiaraka tamin'izy ireo i Balama.
|