plt_tq/num/22/09.md

4 lines
269 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Balama tamin'i Yaveh momba ny fangatahan'ireo lehilahy izay tonga teo aminy avy any amin'i Balaka?
Nilaza tamin'Andriamanitra i Balama fa nangataka azy mba hanozona ny vahoakan'Israely i Balaka mba ahafahan'i Balaka miady ary mandroaka azy ireo.